Ho an'iza ny hazavana (STK Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ayaym ô foko ho jqwu Anao
Ka ny hazavanao no honina ao
Toa lavon’ny fahotana voagejan’ny hadalana
Fa mbola manantena ho raisinao, miandrandra famonjena aho
Tsisy ahiahy intsony fa ao ilay fahazavana
Jehovah ô indro ny foko ho anao
Ka ny hazavanao no honina ao
Tsy hanao intsony efa fay ncpbvz sy reraka
Ka ny foko ho tony dia ho sambatra
Ho ahy ny hazavana zay tsy mendrik’ahy
Raha (ny) ditrako efa neniko
Ka ny tanako no atolotro
Be ireo adalana ratsy izay tanterako
Tao ireo fahotana tsy ho tononkira.serasera.org averiko
Ho ahy ny hazavana ‘zay tsy mendrika ho ahy
Tonony sy feony: Mazava ANDRIANANDRASANA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FaniloVangy : 1208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ravonitaha
Daty : 01/07/2019 10:15