Hamindrao fo Tompo oh! ((Stk Edena vaovao Ranomafana-est))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Be loatra Tompo oh!
Ireo adalana vitako
Nandika ny didinao, nanao atfnhwt ny tsy fanao
Fantatro fa, nizotra tamin'ny lalan-diso Aho
Fa niniako natao, bzcl hifonako ré izao Jesoa oh
Réf : Mifona Aho Tompo oh
Mamindrà fo amiko
Mpanota tsy mendrika tononkira.serasera.org Anao
Ka efa Ianao 'lay Ray bé fitia oh
Tsy mahafoy anay Ianao, Ry Jesoa Tia
2)Ankehitriny Aho izao
Hanamafy ny Finoako Anao
Hanolon-tena ho Anao
Ho isan'ireo Irakao
History sy hizara Ny teny SOA avy aminao
F'Ianao irery ihany no, fiainana azo antoka tsy bjzf hamitaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : (Stk Edena vaovao Ranomafana-est)Hits : 385
Likes : 1 Like
Created by : NjaraHifaliana
Date : 18/07/2025 17:20