Hamindrao fo Tompo oh! ((Stk Edena vaovao Ranomafana-est))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Be loatra Tompo eytwvn oh!
Ireo adalana xwec vitako
Nandika ny didinao, nanao ny tsy fanao
Fantatro fa, nizotra tamin'ny lalan-diso Aho
Fa niniako natao, hifonako ré izao Jesoa oh

Réf : Mifona tononkira.serasera.org Aho Tompo oh
Mamindrà fo amiko
Mpanota tsy mendrika Anao
Ka efa Ianao 'lay Ray bé fitia oh
Tsy mahafoy anay Ianao, Ry Jesoa Tia

2)Ankehitriny Aho izao
Hanamafy ny Finoako Anao
Hanolon-tena ho nljiuii Anao
Ho isan'ireo Irakao
History sy hizara Ny teny SOA avy aminao
F'Ianao irery ihany no, fiainana azo antoka tsy hamitaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : (Stk Edena vaovao Ranomafana-est)
Hits : 385
Likes : 1 Like
Created by : NjaraHifaliana
Date : 18/07/2025 17:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4466