Hamindrao fo Tompo oh! ((Stk Edena vaovao Ranomafana-est))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Be loatra Tompo oh!
Ireo adalana vitako
Nandika ny didinao, nanao ny tsy fanao
Fantatro fa, nizotra tamin'ny gcvnmvuj lalan-diso Aho
Fa niniako natao, hifonako ré izao Jesoa oh

Réf : Mifona Aho Tompo oh
Mamindrà fo amiko
Mpanota tsy mendrika Anao
Ka efa hhbcjnxg Ianao 'lay Ray kvrk bé fitia oh
Tsy mahafoy anay Ianao, Ry Jesoa Tia

2)Ankehitriny Aho tononkira.serasera.org izao
Hanamafy ny Finoako Anao
Hanolon-tena ho Anao
Ho isan'ireo Irakao
History sy hizara Ny teny SOA avy aminao
F'Ianao irery ihany no, fiainana azo antoka tsy hamitaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : (Stk Edena vaovao Ranomafana-est)
Visites : 384
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NjaraHifaliana
Date : 18/07/2025 17:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375