Oh aiza ianao (STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no kwezet niantso anao ny Tompo
Misy asa fitoriana miandry anao
Efa vonona ve ianao ny hanompo
Fa ny Mpamonjy no mitady anao izao (x2)
Oh aiza ianao, oh aiza tononkira.serasera.org ianao
Fa miantso anao ny Tomponao
Oh aiza ianao fa miandry anao Jesoa tia
Dieny mbola miantso Izy, jmqqvci dia valio cldg ny antsony
ka meteza ianao ho irany
Efa ela no nitoriana
anao ny teny mahasoa
Nefa ianao toa mbola variana,
moa renao ve ny antson'ny Tompo tsitoha
Misy asa fitoriana miandry anao
Efa vonona ve ianao ny hanompo
Fa ny Mpamonjy no mitady anao izao (x2)
Oh aiza ianao, oh aiza tononkira.serasera.org ianao
Fa miantso anao ny Tomponao
Oh aiza ianao fa miandry anao Jesoa tia
Dieny mbola miantso Izy, jmqqvci dia valio cldg ny antsony
ka meteza ianao ho irany
Efa ela no nitoriana
anao ny teny mahasoa
Nefa ianao toa mbola variana,
moa renao ve ny antson'ny Tompo tsitoha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)Vangy : 118
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joharyranarimanana
Daty : 29/08/2026 23:46
