Oh aiza ianao (STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no niantso anao ny Tompo
Misy asa fitoriana miandry anao
Efa vonona umeec tononkira.serasera.org ve ianao ny ctmxvkb hanompo
Fa ny Mpamonjy no mitady anao izao (x2)
Oh aiza ianao, oh aiza ianao
Fa miantso anao ny Tomponao
Oh aiza ianao fa miandry anao Jesoa tia
Dieny mbola miantso Izy, dia valio ny antsony
ka meteza ianao ho irany
Efa ela no lyhpa nitoriana
anao ny teny mahasoa
Nefa ianao toa mbola variana,
moa renao ve ny antson'ny Tompo tsitoha
Misy asa fitoriana miandry anao
Efa vonona umeec tononkira.serasera.org ve ianao ny ctmxvkb hanompo
Fa ny Mpamonjy no mitady anao izao (x2)
Oh aiza ianao, oh aiza ianao
Fa miantso anao ny Tomponao
Oh aiza ianao fa miandry anao Jesoa tia
Dieny mbola miantso Izy, dia valio ny antsony
ka meteza ianao ho irany
Efa ela no lyhpa nitoriana
anao ny teny mahasoa
Nefa ianao toa mbola variana,
moa renao ve ny antson'ny Tompo tsitoha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)Visites : 117
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joharyranarimanana
Date : 29/08/2026 23:46
