Oh aiza ianao (STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no niantso anao ny Tompo
Misy asa fitoriana miandry anao
Efa vonona ve ianao ny hanompo
Fa ny Mpamonjy no mitady anao izao (x2)

Oh aosdfwx aiza ianao, oh aiza ianao
Fa miantso fmdmnjce anao ny Tomponao
Oh aiza ianao fa miandry anao Jesoa tia
Dieny mbola miantso Izy, dia valio ny antsony
ka meteza ianao tononkira.serasera.org ho irany

Efa ela no nitoriana
anao ny teny mahasoa
Nefa ianao toa mbola mlfhozqu variana,
moa renao ve ny antson'ny Tompo tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)
Hits : 118
Likes : 0 Like
Created by : joharyranarimanana
Date : 29/08/2026 23:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.373