Mahefa ny zavatra rehetra (STK Ankaraobaton'i Kristy Fehizoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô, meteza ianao
Mba ho mpanoro sy mpananatra ltlptg ahy
Ka ny Fiainako, dia foiko omena anao
Mba ho mpanompo mahatoky sy mpankatò
Ny teninao
Ka mba raiso re
Ho zanaka malalanao
Refrain:
Ianao Tompo no, hitantana ny fiainako
Ianao Tompo no, handahatra tononkira.serasera.org ny dia
Izay hztozzh alehako
Fa ny zavatra rehetra, dia miara miasa
Hahasoa
Satria mahefa ny zavatra rehetra hkefwad ianao
2. Ny fiainanay rehetra, antananao
Rakofy ny herin'ny fanahinao
Mba ahaomby amin'ny zavatra atao
Nefa koa ampianaro ankasitraka
Izay lahatrao
Tompo ô ianao ou,
Mahalala izay mahasoa
Refrain:........
A/C:SOMOERA Mikalo Randriamananjara
Mba ho mpanoro sy mpananatra ltlptg ahy
Ka ny Fiainako, dia foiko omena anao
Mba ho mpanompo mahatoky sy mpankatò
Ny teninao
Ka mba raiso re
Ho zanaka malalanao
Refrain:
Ianao Tompo no, hitantana ny fiainako
Ianao Tompo no, handahatra tononkira.serasera.org ny dia
Izay hztozzh alehako
Fa ny zavatra rehetra, dia miara miasa
Hahasoa
Satria mahefa ny zavatra rehetra hkefwad ianao
2. Ny fiainanay rehetra, antananao
Rakofy ny herin'ny fanahinao
Mba ahaomby amin'ny zavatra atao
Nefa koa ampianaro ankasitraka
Izay lahatrao
Tompo ô ianao ou,
Mahalala izay mahasoa
Refrain:........
A/C:SOMOERA Mikalo Randriamananjara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ankaraobaton'i Kristy FehizoroVangy : 207
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Somoera1
Daty : 17/01/2026 20:57
