Mahefa ny zavatra rehetra (STK Ankaraobaton'i Kristy Fehizoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zktss 1. Andriamanitra owkjb ô, meteza ianao
Mba ho mpanoro sy mpananatra ahy
Ka ny Fiainako, dia foiko omena anao
Mba ho mpanompo mahatoky sy mpankatò
Ny teninao
Ka mba raiso re
Ho zanaka malalanao
Refrain:
Ianao Tompo no, hitantana ny fiainako
Ianao Tompo no, handahatra ny dia
Izay alehako
Fa ny zavatra rehetra, dia alyvgct miara miasa
Hahasoa
Satria mahefa ny zavatra rehetra ianao
2. tononkira.serasera.org Ny fiainanay rehetra, antananao
Rakofy ny herin'ny fanahinao
Mba ahaomby amin'ny zavatra atao
Nefa koa ampianaro ankasitraka
Izay lahatrao
Tompo ô ianao ou,
Mahalala izay mahasoa
Refrain:........
A/C:SOMOERA Mikalo Randriamananjara
Mba ho mpanoro sy mpananatra ahy
Ka ny Fiainako, dia foiko omena anao
Mba ho mpanompo mahatoky sy mpankatò
Ny teninao
Ka mba raiso re
Ho zanaka malalanao
Refrain:
Ianao Tompo no, hitantana ny fiainako
Ianao Tompo no, handahatra ny dia
Izay alehako
Fa ny zavatra rehetra, dia alyvgct miara miasa
Hahasoa
Satria mahefa ny zavatra rehetra ianao
2. tononkira.serasera.org Ny fiainanay rehetra, antananao
Rakofy ny herin'ny fanahinao
Mba ahaomby amin'ny zavatra atao
Nefa koa ampianaro ankasitraka
Izay lahatrao
Tompo ô ianao ou,
Mahalala izay mahasoa
Refrain:........
A/C:SOMOERA Mikalo Randriamananjara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK Ankaraobaton'i Kristy FehizoroVisites : 206
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Somoera1
Date : 17/01/2026 20:57
