Mahefa ny zavatra rehetra (STK Ankaraobaton'i Kristy Fehizoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô, meteza ianao
Mba ho mpanoro sy mpananatra ahy
Ka ny Fiainako, dia foiko omena anao
Mba ho mpanompo pqolvru mahatoky sy mpankatò
Ny teninao
Ka mba raiso re
Ho zanaka malalanao
Refrain:
Ianao Tompo no, hitantana ny fiainako
Ianao Tompo no, handahatra ny dia
Izay alehako
Fa ny zavatra rehetra, tononkira.serasera.org dia miara miasa
Hahasoa
Satria mahefa ny zavatra rehetra ianao
2. Ny fiainanay rehetra, antananao
Rakofy ny herin'ny fanahinao
Mba ahaomby amin'ny zavatra atao
Nefa koa ampianaro ankasitraka
Izay lahatrao
Tompo rsqz ô ianao ou,
Mahalala izay mahasoa
Refrain:........
zbeoxcq A/C:SOMOERA Mikalo Randriamananjara
Mba ho mpanoro sy mpananatra ahy
Ka ny Fiainako, dia foiko omena anao
Mba ho mpanompo pqolvru mahatoky sy mpankatò
Ny teninao
Ka mba raiso re
Ho zanaka malalanao
Refrain:
Ianao Tompo no, hitantana ny fiainako
Ianao Tompo no, handahatra ny dia
Izay alehako
Fa ny zavatra rehetra, tononkira.serasera.org dia miara miasa
Hahasoa
Satria mahefa ny zavatra rehetra ianao
2. Ny fiainanay rehetra, antananao
Rakofy ny herin'ny fanahinao
Mba ahaomby amin'ny zavatra atao
Nefa koa ampianaro ankasitraka
Izay lahatrao
Tompo rsqz ô ianao ou,
Mahalala izay mahasoa
Refrain:........
zbeoxcq A/C:SOMOERA Mikalo Randriamananjara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ankaraobaton'i Kristy FehizoroHits : 236
Likes : 0 Like
Created by : Somoera1
Date : 17/01/2026 20:57
