Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAVAKA (STK AMBOHIMAMORY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Mamindra fo aminay
Mamelà ny helokay
Vonoy ny otanay
Mpanota, tsy mendrika Anao tokoa
Kanefa Tompo mamelà
'Reto olona osa tononkira.serasera.org fo
Omeo hery ezmhar hiatrehanay ity fiainana ity
Ka handresy ny ratsy
Hijoro ho mafy
Hanao izay azonay atao
Hiaina fiainam-baovao
Ho mendrika ny ho mpanomponao
Ankehitriny misaotra Anao tokoa nnehk vdizcg izahay
Noho ny nanoloranao ny tenanao ho anay
Nentinao ny fahoriana be dia be
Nilaozanao ny lapanao
Hanavotanao anay
Mamelà ny helokay
Vonoy ny otanay
Mpanota, tsy mendrika Anao tokoa
Kanefa Tompo mamelà
'Reto olona osa tononkira.serasera.org fo
Omeo hery ezmhar hiatrehanay ity fiainana ity
Ka handresy ny ratsy
Hijoro ho mafy
Hanao izay azonay atao
Hiaina fiainam-baovao
Ho mendrika ny ho mpanomponao
Ankehitriny misaotra Anao tokoa nnehk vdizcg izahay
Noho ny nanoloranao ny tenanao ho anay
Nentinao ny fahoriana be dia be
Nilaozanao ny lapanao
Hanavotanao anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK AMBOHIMAMORYVangy : 1563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbolafab
Daty : 31/08/2016 10:23
