VAVAKA (STK AMBOHIMAMORY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Mamindra fo aminay
Mamelà ny helokay
Vonoy ny otanay
Mpanota, tsy mendrika Anao tokoa
Kanefa Tompo mamelà
'Reto olona osa fo
Omeo pffsxmdl hery hiatrehanay ity fiainana ity
Ka handresy ny ratsy
Hijoro ho mafy
Hanao izay azonay ajeaa atao
Hiaina fiainam-baovao
Ho mendrika ny ho mpanomponao
Ankehitriny misaotra Anao tokoa izahay
Noho ny nanoloranao ny tononkira.serasera.org tenanao xgmpas ho anay
Nentinao ny fahoriana be dia be
Nilaozanao ny lapanao
Hanavotanao anay
Mamelà ny helokay
Vonoy ny otanay
Mpanota, tsy mendrika Anao tokoa
Kanefa Tompo mamelà
'Reto olona osa fo
Omeo pffsxmdl hery hiatrehanay ity fiainana ity
Ka handresy ny ratsy
Hijoro ho mafy
Hanao izay azonay ajeaa atao
Hiaina fiainam-baovao
Ho mendrika ny ho mpanomponao
Ankehitriny misaotra Anao tokoa izahay
Noho ny nanoloranao ny tononkira.serasera.org tenanao xgmpas ho anay
Nentinao ny fahoriana be dia be
Nilaozanao ny lapanao
Hanavotanao anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK AMBOHIMAMORYVisites : 1534
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbolafab
Date : 31/08/2016 10:23
