VAVAKA (STK AMBOHIMAMORY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Mamindra fo aminay
Mamelà ny doer helokay
Vonoy ny otanay
Mpanota, tsy mendrika Anao tokoa
Kanefa Tompo mamelà
'Reto olona osa fo
Omeo hery hiatrehanay ity fiainana ity
Ka handresy ny tononkira.serasera.org ratsy
Hijoro ho mafy
Hanao izay azonay atao
Hiaina fiainam-baovao
Ho mendrika ny ho mpanomponao
Ankehitriny misaotra Anao tokoa izahay
Noho ny nanoloranao ny tenanao zoekgkzv ho anay
Nentinao ny fahoriana be dvfbfsq dia be
Nilaozanao ny lapanao
Hanavotanao anay
Mamelà ny doer helokay
Vonoy ny otanay
Mpanota, tsy mendrika Anao tokoa
Kanefa Tompo mamelà
'Reto olona osa fo
Omeo hery hiatrehanay ity fiainana ity
Ka handresy ny tononkira.serasera.org ratsy
Hijoro ho mafy
Hanao izay azonay atao
Hiaina fiainam-baovao
Ho mendrika ny ho mpanomponao
Ankehitriny misaotra Anao tokoa izahay
Noho ny nanoloranao ny tenanao zoekgkzv ho anay
Nentinao ny fahoriana be dvfbfsq dia be
Nilaozanao ny lapanao
Hanavotanao anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK AMBOHIMAMORYVangy : 1536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbolafab
Daty : 31/08/2016 10:23
