Azo antoka (stk Ambodihady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay Andriamanitro tsara indrindra
ny fitiavanao ahy teo foana tsy nisinda
ho very aho raha lavitra Anao
ka tsy hahita ilay fiainam-baovao

Ianao ilay Andriamanitro tsara indrindra
NY fitiavanao ahy teo foana tsy nisinda
ho very aho raha lavitra Anao
ka ztwiha tsy hahita ilay fiainam-baovao

fa mila Anao ry Tompo ny fahavelomako rehefa Ianao No eo mgnxrcae amiko
dia ho sambatra aho
azo exqy antoka ny eo Aminao
matoa izahay nifidy Anao
Amen , Amen , Amen

Mitalaho Aminao Ray 'ty zanakao
fa rakotry ny aizina ny fiainanay tononkira.serasera.org ety
Feno loza mandoza ka mila Anao hanazava izany
fa na tendrombohitra aza voafindra

fa mila Anao...

Efa tapaka ny hevitro fa anaraka Anao Tompo o
Be loatra ireo ratsy natao ka mifoana e
ka raha hoavy ilay andro ialako ety
dia tsy hanahy aho fa efa manana Anao

fa mila Anao ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : stk Ambodihady
Vangy : 6267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lova8
Daty : 12/06/2016 15:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1818