Azo antoka (stk Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay Andriamanitro tsara indrindra
ny fitiavanao ahy teo foana tsy nisinda
ho very aho raha lavitra Anao
ka tsy hahita ilay fiainam-baovao
Ianao ilay Andriamanitro tsara indrindra
NY fitiavanao ahy teo foana tsy nisinda
ho very aho raha lavitra Anao
ka tsy hahita ilay fiainam-baovao
fa mila Anao ry Tompo ny fahavelomako rehefa Ianao No eo knuygj amiko
dia ho sambatra aho
azo antoka ny eo Aminao
matoa izahay tononkira.serasera.org nifidy Anao
Amen , Amen , Amen
Mitalaho efqsrlqy Aminao Ray 'ty zanakao
fa rakotry ny aizina ny fiainanay ety
Feno loza mandoza ka mila Anao hanazava izany
fa na tendrombohitra aza voafindra
fa mila Anao...
Efa tapaka ny hevitro fa anaraka muny Anao Tompo o
Be loatra ireo ratsy natao ka mifoana e
ka raha hoavy ilay andro ialako ety
dia tsy hanahy aho fa efa manana Anao
fa mila Anao ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : stk AmbodihadyHits : 6113
Likes : 0 Like
Created by : lova8
Date : 12/06/2016 15:02