ANDAO (STK AKRIFI (SERA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao adinonao fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe tononkira.serasera.org paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera tena re fa tsy mety skksih izao
Ialao ny betw ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha fydnea tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe tononkira.serasera.org paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera tena re fa tsy mety skksih izao
Ialao ny betw ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha fydnea tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK AKRIFI (SERA)Vangy : 690
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : stonynantenainasylvio
Daty : 18/12/2023 13:44
