ANDAO (STK AKRIFI (SERA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao adinonao kidggw fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia xlxdu tsy mandao
Raha sitrakao!!


Andao, andao, andao, andao, ofgx andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.


Mihevera tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!

Andao, andao, andao, tononkira.serasera.org andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK AKRIFI (SERA)
Hits : 653
Likes : 1 Like
Created by : stonynantenainasylvio
Date : 18/12/2023 13:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0706