Averina indray (Squartz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro isika
No dwkq tsy nifankahita
Tsy nifandefa taratasy
Izaho aty toa sasa miandry
Fa aiza foana ianao obcytdfa
No tsy hitako
Hatr’izao
Izaho tsy mbola nanadino
Ny fiarahana fahiny
Hamerina indray
Ny cfacq taloha
No masaka ao an-doha
Ny tononkira.serasera.org tsy vita rahatr’izay
Averina indray
Tsy vita.. ..
Tonony sy feony : Rija
Fandrindrana zavamaneno : Fidy
--------
Link:
