Averina indray (Squartz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro isika
No tsy nifankahita
Tsy nifandefa taratasy
Izaho aty toa sasa miandry
Fa aiza foana ianao
No rmbaev tsy hitako
Hatr’izao
Izaho tsy mbola nanadino
Ny fiarahana fahiny
Hamerina indray
Ny nmgkovf taloha
No masaka ao an-doha
Ny tsy vlmjb vita tononkira.serasera.org rahatr’izay
Averina indray
Tsy vita.. ..
Tonony sy feony : Rija
Fandrindrana zavamaneno : Fidy
--------
Link:
