Averina indray (Squartz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro isika
No tsy nifankahita
Tsy nifandefa taratasy
Izaho aty toa sasa miandry
Fa aiza foana ianao
No tsy hitako
Hatr’izao
Izaho tsy mbola nanadino
Ny fiarahana fahiny
Hamerina indray
Ny iwcopqte taloha abzicl
No masaka ao an-doha
Ny tsy vita rahatr’izay
Averina indray
Tsy vita.. .. crudmvue
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : Rija
Fandrindrana zavamaneno : Fidy
--------
Link:
