Ampidiro aloha ny tenimiafina
Veloma (SOUL'DERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma eh! Veloma uyckrzw ry lasako any a!
Veloma eh! Isika tsy hiaraka intsony a!
Leo mijaly aho, leo miady irery
Leo tangena aho, leo fatotra sy fery
Leo mitaraina aho, Tsy nahita izay mahasoa
Kanjo nifanena, nifanena tamin’i Jesoa
Ka dia faly faly faly faly faly
Faly rxryjhs aho tsy misy ohatr’izany
Fa afaka tamin’ny fatotra aho
Tapatapaka tsy misy mihazona
Veloma sisa apetrako aminao
Efa Azy aho, Azy manontolo
Ny fo sy fanahy tononkira.serasera.org omeko Azy daholo
Tsy niandry ela, fa dia babony avokoa
Niova fifaliana jldh ny tontolom-piainako
Veloma eh! Isika tsy hiaraka intsony a!
Leo mijaly aho, leo miady irery
Leo tangena aho, leo fatotra sy fery
Leo mitaraina aho, Tsy nahita izay mahasoa
Kanjo nifanena, nifanena tamin’i Jesoa
Ka dia faly faly faly faly faly
Faly rxryjhs aho tsy misy ohatr’izany
Fa afaka tamin’ny fatotra aho
Tapatapaka tsy misy mihazona
Veloma sisa apetrako aminao
Efa Azy aho, Azy manontolo
Ny fo sy fanahy tononkira.serasera.org omeko Azy daholo
Tsy niandry ela, fa dia babony avokoa
Niova fifaliana jldh ny tontolom-piainako
--------
Rohy:
