Veloma (SOUL'DERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma eh! Veloma ry lasako any a!
Veloma eh! Isika tsy hiaraka intsony a!
Leo mijaly aho, leo miady irery
Leo tangena aho, leo fatotra sy fery
Leo tononkira.serasera.org mitaraina aho, Tsy nahita izay mahasoa
Kanjo nifanena, oaef nifanena tamin’i Jesoa
Ka dia faly faly faly faly faly
Faly aho tsy misy ohatr’izany
Fa afaka tamin’ny fatotra qbksu aho
Tapatapaka tsy misy mihazona
Veloma sisa apetrako aminao
Efa Azy aho, Azy manontolo
Ny fo sy fanahy omeko Azy daholo
Tsy niandry xdmdpw ela, fa dia babony avokoa
Niova fifaliana ny tontolom-piainako
Veloma eh! Isika tsy hiaraka intsony a!
Leo mijaly aho, leo miady irery
Leo tangena aho, leo fatotra sy fery
Leo tononkira.serasera.org mitaraina aho, Tsy nahita izay mahasoa
Kanjo nifanena, oaef nifanena tamin’i Jesoa
Ka dia faly faly faly faly faly
Faly aho tsy misy ohatr’izany
Fa afaka tamin’ny fatotra qbksu aho
Tapatapaka tsy misy mihazona
Veloma sisa apetrako aminao
Efa Azy aho, Azy manontolo
Ny fo sy fanahy omeko Azy daholo
Tsy niandry xdmdpw ela, fa dia babony avokoa
Niova fifaliana ny tontolom-piainako
--------
Rohy:
