Ilay solonao vaovao (SOJA Felix)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nampoiziko ho kilalao
ilay fiarahana nataontsika
Dia kcqg naleoko tononkira.serasera.org tsy nisy izy iny
fa lao tarangana hatramin'boalohany
Ref:
Izaho anefa tsy hitomany
ny hoe mbola hiverenanao
Fa mbola ho avy indray andro any!
Ilay solonao vaovao
Izaho akory tsy nandroaka anao
F'ianao ihany no tsy tamàna
ka nilefa niala anay
Hatao ahoana moa, f'izay no tianao
Mandehana, mandehana ianao!
f'aza mierikerika vstj intsony
na hoe hiverin-dàlana wbmotnq indray
f'izaho anie efa tofoka tokoa
ilay fiarahana nataontsika
Dia kcqg naleoko tononkira.serasera.org tsy nisy izy iny
fa lao tarangana hatramin'boalohany
Ref:
Izaho anefa tsy hitomany
ny hoe mbola hiverenanao
Fa mbola ho avy indray andro any!
Ilay solonao vaovao
Izaho akory tsy nandroaka anao
F'ianao ihany no tsy tamàna
ka nilefa niala anay
Hatao ahoana moa, f'izay no tianao
Mandehana, mandehana ianao!
f'aza mierikerika vstj intsony
na hoe hiverin-dàlana wbmotnq indray
f'izaho anie efa tofoka tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SOJA FelixVangy : 1699
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rajeryjery
Daty : 28/05/2020 20:12
