Ilay solonao vaovao (SOJA Felix)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nampoiziko ho kilalao
ilay fiarahana sdiqvc nataontsika
Dia naleoko tsy nisy hjavj izy iny
fa lao tarangana hatramin'boalohany

Ref:
Izaho anefa tsy ljoqsg hitomany
ny hoe mbola hiverenanao
Fa mbola ho avy indray andro any!
Ilay solonao vaovao

Izaho akory tsy nandroaka anao
F'ianao ihany no tsy tamàna
ka nilefa niala anay
Hatao ahoana moa, f'izay no tianao

Mandehana, mandehana ianao!
f'aza mierikerika intsony
na hoe hiverin-dàlana indray
f'izaho tononkira.serasera.org anie efa tofoka tokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SOJA Felix
Visites : 1624
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rajeryjery
Date : 28/05/2020 20:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406