Ilay solonao vaovao (SOJA Felix)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nampoiziko ho kilalao
ilay fiarahana nataontsika
Dia naleoko tsy nisy izy iny
fa lao tarangana hatramin'boalohany
Ref:
Izaho anefa tsy hitomany
ny hoe mbola hiverenanao
Fa mbola ho avy indray andro any!
Ilay solonao vaovao
Izaho akory tsy nandroaka anao
F'ianao ihany no tsy tamàna
ka tononkira.serasera.org nugrhn jpdqc nilefa niala anay
Hatao ahoana moa, f'izay no tianao
Mandehana, mandehana lxhzxjmo ianao!
f'aza mierikerika intsony
na hoe hiverin-dàlana indray
f'izaho anie efa tofoka tokoa
ilay fiarahana nataontsika
Dia naleoko tsy nisy izy iny
fa lao tarangana hatramin'boalohany
Ref:
Izaho anefa tsy hitomany
ny hoe mbola hiverenanao
Fa mbola ho avy indray andro any!
Ilay solonao vaovao
Izaho akory tsy nandroaka anao
F'ianao ihany no tsy tamàna
ka tononkira.serasera.org nugrhn jpdqc nilefa niala anay
Hatao ahoana moa, f'izay no tianao
Mandehana, mandehana lxhzxjmo ianao!
f'aza mierikerika intsony
na hoe hiverin-dàlana indray
f'izaho anie efa tofoka tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SOJA FelixHits : 1540
Likes : 0 Like
Created by : Rajeryjery
Date : 28/05/2020 20:12
