Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ô! Avia Fanahy Masina (SLK Ranivo Maritiora Lazaina FJKM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ö! Avia, avia, Fanahy Masina ô! Avia!Manazavà anay.
Fa ny aizina mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa ny aizina mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ö! Avia, avia, Fanahy Masina ô! Avia!
Mampianara anay.
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny teninao
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny teninao
A/C : Rasolomanana Jedidia, Mpitandrina
FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Ranivo Maritiora Lazaina FJKMVangy : 1501
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadatoa.rabary
Daty : 30/11/2016 14:06
