Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ô! Avia Fanahy Masina (SLK Ranivo Maritiora Lazaina FJKM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ö! Avia, avia, Fanahy Masina ô! Avia!
Manazavà anay.
Fa ny aizina mandrakotra albdowyt ny fiainanay
Am-pandehanana
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa ny aizina mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ö! Avia, avia, Fanahy Masina ô! Avia!
Mampianara anay.
Fa maniry indrindra tochvdaj izahay
Handre ny hafatry ny teninao
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa maniry indrindra izahay
tononkira.serasera.org Handre ny hafatry ny teninao
A/C : Rasolomanana Jedidia, Mpitandrina
gwpewc FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano
Manazavà anay.
Fa ny aizina mandrakotra albdowyt ny fiainanay
Am-pandehanana
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa ny aizina mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ö! Avia, avia, Fanahy Masina ô! Avia!
Mampianara anay.
Fa maniry indrindra tochvdaj izahay
Handre ny hafatry ny teninao
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa maniry indrindra izahay
tononkira.serasera.org Handre ny hafatry ny teninao
A/C : Rasolomanana Jedidia, Mpitandrina
gwpewc FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Ranivo Maritiora Lazaina FJKMHits : 1688
Likes : 0 Like
Created by : dadatoa.rabary
Date : 30/11/2016 14:06
