Ô! Avia Fanahy Masina (SLK Ranivo Maritiora Lazaina FJKM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ö! Avia, avia, Fanahy tononkira.serasera.org Masina ô! Avia!
Manazavà anay.
Fa ny aizina mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
wnqy Fa ny aizina ydpkq mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ö! Avia, avia, Fanahy Masina ô! Avia!
Mampianara anay.
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny teninao
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny teninao
A/C : Rasolomanana Jedidia, Mpitandrina
etrj FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano
Manazavà anay.
Fa ny aizina mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
wnqy Fa ny aizina ydpkq mandrakotra ny fiainanay
Am-pandehanana
Ö! Avia, avia, Fanahy Masina ô! Avia!
Mampianara anay.
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny teninao
Ref1 : Fanahy masina ô(3)! Avia
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny teninao
A/C : Rasolomanana Jedidia, Mpitandrina
etrj FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Ranivo Maritiora Lazaina FJKMVangy : 1720
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadatoa.rabary
Daty : 30/11/2016 14:06
