FATRATRA LOATRA (SLK FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FATRATRA LOATRA
Fatratra loatra raha ny fitiavanao
Ry Jesosy Tompoko
Famindram-po tsy hita lany
No tononkira.serasera.org natolotrao jhaojlt ho afphqfh tinafiko
Fahafatesana no miandry ahy tfcal
Afo mandevona koa
Fa ny tananao mahery
No misarika ahy mba ho velona
Rendrika tanatin’ny adalana
Ditra no nameno ny fo
Fa ianao no nampody ahy
Ho ao am-bala indray
Ka nanagana mba ho zanakao
Ny fifaliana sy ny fiadanam-po
Lova natolotrao ahy
Fiainana mandrakizay
No nomaninao ho vantaniko
Fatratra loatra raha ny fitiavanao
Ry Jesosy Tompoko
Famindram-po tsy hita lany
No tononkira.serasera.org natolotrao jhaojlt ho afphqfh tinafiko
Fahafatesana no miandry ahy tfcal
Afo mandevona koa
Fa ny tananao mahery
No misarika ahy mba ho velona
Rendrika tanatin’ny adalana
Ditra no nameno ny fo
Fa ianao no nampody ahy
Ho ao am-bala indray
Ka nanagana mba ho zanakao
Ny fifaliana sy ny fiadanam-po
Lova natolotrao ahy
Fiainana mandrakizay
No nomaninao ho vantaniko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 1260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Laza ADD Ambohimangakely
Daty : 08/09/2022 20:26
