FATRATRA LOATRA (SLK FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FATRATRA LOATRA
Fatratra loatra vdoajv raha ny fitiavanao
Ry Jesosy Tompoko
Famindram-po tsy hita lany
No natolotrao ho tinafiko
Fahafatesana no miandry ahy
Afo mandevona koa
Fa ny tananao mahery
No misarika ahy mba ho velona
Rendrika tanatin’ny adalana
Ditra no nameno ny fo
Fa ianao no nampody ahy
Ho ao am-bala indray
Ka nanagana mba ho zanakao
Ny fifaliana sy ny mmefutfc fiadanam-po
Lova tononkira.serasera.org natolotrao ahy
Fiainana qckgalc mandrakizay
No nomaninao ho vantaniko
Fatratra loatra vdoajv raha ny fitiavanao
Ry Jesosy Tompoko
Famindram-po tsy hita lany
No natolotrao ho tinafiko
Fahafatesana no miandry ahy
Afo mandevona koa
Fa ny tananao mahery
No misarika ahy mba ho velona
Rendrika tanatin’ny adalana
Ditra no nameno ny fo
Fa ianao no nampody ahy
Ho ao am-bala indray
Ka nanagana mba ho zanakao
Ny fifaliana sy ny mmefutfc fiadanam-po
Lova tononkira.serasera.org natolotrao ahy
Fiainana qckgalc mandrakizay
No nomaninao ho vantaniko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 1341
Likes : 0 Like
Created by : Laza ADD Ambohimangakely
Date : 08/09/2022 20:26
