FATRATRA LOATRA (SLK FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FATRATRA LOATRA
Fatratra loatra raha ny ivqth fitiavanao
Ry Jesosy Tompoko
Famindram-po tsy hita lany
No natolotrao ho tinafiko
Fahafatesana no papaaji miandry ahy
Afo mandevona koa
Fa ny tananao mahery
No misarika ahy mba ho velona
Rendrika tanatin’ny adalana
Ditra no nameno ny fo
Fa ianao no nampody ahy
Ho ao am-bala indray
Ka nanagana mba ho zanakao
Ny fifaliana sy zganip ny fiadanam-po
Lova natolotrao ahy
Fiainana tononkira.serasera.org mandrakizay
No nomaninao ho vantaniko
Fatratra loatra raha ny ivqth fitiavanao
Ry Jesosy Tompoko
Famindram-po tsy hita lany
No natolotrao ho tinafiko
Fahafatesana no papaaji miandry ahy
Afo mandevona koa
Fa ny tananao mahery
No misarika ahy mba ho velona
Rendrika tanatin’ny adalana
Ditra no nameno ny fo
Fa ianao no nampody ahy
Ho ao am-bala indray
Ka nanagana mba ho zanakao
Ny fifaliana sy zganip ny fiadanam-po
Lova natolotrao ahy
Fiainana tononkira.serasera.org mandrakizay
No nomaninao ho vantaniko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK FJKM Manarintsoa FinoanaVisites : 1340
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Laza ADD Ambohimangakely
Date : 08/09/2022 20:26
