MIVEZIVEZY (SIMIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivezivezy etsy sy eroa
Izato ianao
Lany fotoana be tokoa
Mampiasa ny loha e!
Tsy mty aiclty kivy anefa ianao
Hatramin izao
Tsy mba manaiky ny hifandao
Tsy mety gztg lao
ref
Mihezaka ihany e!
Manao izay mba mahasoa
Mikatsaka hatrany e! tononkira.serasera.org qdacpxjg
Tsy mety afapo
Izato ianao
Lany fotoana be tokoa
Mampiasa ny loha e!
Tsy mty aiclty kivy anefa ianao
Hatramin izao
Tsy mba manaiky ny hifandao
Tsy mety gztg lao
ref
Mihezaka ihany e!
Manao izay mba mahasoa
Mikatsaka hatrany e! tononkira.serasera.org qdacpxjg
Tsy mety afapo
--------
Rohy:
