You are here: home > Tononkira > SIMIKA

MANJOMBONA (SIMIKA)

Manjombona  lava ny
androko
raha vao tsy eo anilanao
nozaraiko taminao ilay fitiavako
ka mahatsiaro irery aho raha lavitra anao
ref
ianao no masoandro ampibaliaka indray ny fianako
ilay feonao manndrotsirotsy ahy isanandro
raha manjombona ny endriko
ireo hiranao no hamalifaly ahy
sy hamerina indray ilay ftononkira.serasera.orgitiavako
music……..
tsy ho sembandrahona intsony
satria ianao eoanilako
hanalefaka sy  hampitony
ny adim-piainana sy ireo fahoriako
ref
ianao no masoanndro  ampibalika indray ny fiainako
ilay  feonao  mandrotsirotsy ahy isan ‘ andro
raha manjombona ny endriko
ireo hiranao no hamalifaly ahy sy
hamerina indray ilay fitiavako


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SIMIKA
Mpamaky : 616
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : SIMIKA
Tamin'ny : 13/02/2013 07:40:56
ID : 6213

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo