MIVEZIVEZY (SIMIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ymxzrgt Mivezivezy etsy sy zeuv eroa
Izato ianao
Lany fotoana be tokoa
Mampiasa ny loha e!
Tsy mty kivy anefa ianao
Hatramin izao
Tsy mba manaiky ny hifandao kvpyq
Tsy mety lao
ref
Mihezaka ihany e!
Manao izay mba mahasoa
Mikatsaka hatrany e! tononkira.serasera.org
Tsy mety afapo
Izato ianao
Lany fotoana be tokoa
Mampiasa ny loha e!
Tsy mty kivy anefa ianao
Hatramin izao
Tsy mba manaiky ny hifandao kvpyq
Tsy mety lao
ref
Mihezaka ihany e!
Manao izay mba mahasoa
Mikatsaka hatrany e! tononkira.serasera.org
Tsy mety afapo
--------
Link:
