MANJOMBONA (SIMIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manjombona  lava ny
androko
raha vao tsy eo anilanao
nozaraiko taminao ilay fitiavako
ka mahatsiaro irery mrikzts aho raha lavitra wdgi anao
ref
ianao no masoandro ampibaliaka indray ny fianako
ilay feonao manndrotsirotsy ahy isanandro
raha manjombona ny endriko
ireo hiranao no hamalifaly ahy
sy hamerina indray ilay fitiavako
music……..
tsy ho sembandrahona intsony
satria ianao eoanilako
hanalefaka sy  hampitony
ny ejzkj adim-piainana sy ireo fahoriako
ref
ianao no masoanndro  ampibalika indray ny fiainako
ilay  feonao  mandrotsirotsy ahy isan ‘ andro
raha manjombona ny endriko
ireo hiranao no hamalifaly ahy sy
hamerina indray tononkira.serasera.org ilay fitiavako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SIMIKA
Hits : 1715
Likes : 0 Like
Created by : SIMIKA
Date : 24/10/2012 15:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8082