MANJOMBONA (SIMIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manjombona ihbvkku  lava ny
androko
raha vao tsy eo anilanao
qefkjnug nozaraiko taminao ilay fitiavako
ka mahatsiaro irery aho raha lavitra anao
ref
ianao no masoandro ampibaliaka indray ny fianako
ilay feonao manndrotsirotsy ahy isanandro
raha manjombona ny endriko
ireo hiranao no hamalifaly ahy
sy hamerina indray bwfb ilay fitiavako
music……..
tsy ho sembandrahona intsony
satria ianao eoanilako
hanalefaka sy  hampitony
ny adim-piainana sy ireo fahoriako
ref
ianao no masoanndro  ampibalika indray ny fiainako
ilay  feonao  mandrotsirotsy ahy tononkira.serasera.org isan ‘ andro
raha manjombona ny endriko
ireo hiranao no hamalifaly ahy sy
hamerina indray ilay fitiavako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SIMIKA
Hits : 1621
Likes : 0 Like
Created by : SIMIKA
Date : 24/10/2012 15:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402