ANDAO (STK AKRIFI (SERA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao adinonao fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!


       Andao, andao, andao, andao, andao
       Hanaraka anay ianao raha tinao
       Ny hahita izany hoe paradisa
     hykv   Andao hanaraka anay ianao.


Mihevera onxofk tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!

       Andao, andao, andao, andao, andao
       Hanaraka anay ianao raha tinao
       Ny hahita izany tononkira.serasera.org hoe paradisa
bhcivha       Andao hanaraka anay ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK AKRIFI (SERA)
Vangy : 2192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stonynantenainasylvio
Daty : 16/09/2018 07:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357