ANDAO (STK AKRIFI (SERA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao adinonao fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!
rasvgq Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay pmvlgiv ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera tena re fa tsy mety awkrqcr izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
tononkira.serasera.org Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!
rasvgq Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay pmvlgiv ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera tena re fa tsy mety awkrqcr izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
tononkira.serasera.org Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK AKRIFI (SERA)Visites : 2190
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : stonynantenainasylvio
Date : 16/09/2018 07:05
