VONONA TOKOA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yfie Ary nandre ny feon’ny Tompo aho
Feon’ny Tompo izay manao hoe
Iza no hirahiko, iza no handeha?
Iza no handeha ho irakay
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na ho mafy na tononkira.serasera.org ho moa ny kuxj asa izay atao
Vonona hisedra anie ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona ny handeha ho irakao.
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na lavitra na akaiky ny lalana aleha
Tsy mifidy lalana ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona ny handeha
Tsy naman’izay mihemotra izahay
Inty tguyw aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Hery Razanakoto( Juin 2015)
Feon’ny Tompo izay manao hoe
Iza no hirahiko, iza no handeha?
Iza no handeha ho irakay
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na ho mafy na tononkira.serasera.org ho moa ny kuxj asa izay atao
Vonona hisedra anie ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona ny handeha ho irakao.
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na lavitra na akaiky ny lalana aleha
Tsy mifidy lalana ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona ny handeha
Tsy naman’izay mihemotra izahay
Inty tguyw aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Hery Razanakoto( Juin 2015)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:39
