VONONA TOKOA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary nandre ny feon’ny Tompo aho
Feon’ny Tompo izay manao hoe
Iza no hirahiko, iza no handeha?
Iza no handeha ho irakay
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na ho mafy na ho moa ny asa izay atao
Vonona hisedra anie ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona ny handeha ho irakao.
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na lavitra na akaiky ny lalana aleha
Tsy mifidy lalana ny miaramilanao
Inty tononkira.serasera.org aho ry Tompo shutiniw vonona ny handeha
Tsy naman’izay mihemotra izahay
Inty nsrjqmc iipxy aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Hery Razanakoto( Juin 2015)
Feon’ny Tompo izay manao hoe
Iza no hirahiko, iza no handeha?
Iza no handeha ho irakay
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na ho mafy na ho moa ny asa izay atao
Vonona hisedra anie ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona ny handeha ho irakao.
Inty aho ry Tompo , vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Na lavitra na akaiky ny lalana aleha
Tsy mifidy lalana ny miaramilanao
Inty tononkira.serasera.org aho ry Tompo shutiniw vonona ny handeha
Tsy naman’izay mihemotra izahay
Inty nsrjqmc iipxy aho ry Tompo, vonona tokoa
Vonona Tokoa mba ho irakao Jesoa
Hery Razanakoto( Juin 2015)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1226
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:39
