TSY MENDRIKA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xsublvk Tompo be fitia no miantso anao hoe
Manatona ianareo,avy re mibebaha fa
Marobe tokoa ‘reo hadalan’efa vitanaao tety
Ka miantso anao ny Ray
Tompo ô ; tsy mendrika ny atao hoe zanakao aho
Tsy mendrika ny hidiranao ambany tafo-tranoko zlvwvptb aho
Tsy mendrika tononkira.serasera.org gtitfq ny hitsimpona ny latsaka
Amin’ny latabatrao, kanefa Tompo ô!Ianao no niteny hoe
‘zay manatona ahy tsy ho laviko mihitsy
‘zany indrindra no iantsoko anao mba hibebaka anio izao
Tsy maintsy ateraky ny fanahy mantsy ianao
Vao hahazo ‘lay fiainana mandrakizay
Tompo ô ! tsy mendrika izahay ! ou ………………….
A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:30