TSY MENDRIKA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo be fitia no miantso anao hoe
Manatona ianareo,avy re mibebaha fa
Marobe tokoa ‘reo hadalan’efa vitanaao tety tononkira.serasera.org
Ka miantso anao ny Ray

Tompo ojlbtf ô ; tsy mendrika ny atao hoe uogofkl zanakao aho
Tsy mendrika ny hidiranao ambany tafo-tranoko aho
Tsy mendrika ny hitsimpona ny latsaka
Amin’ny latabatrao, kanefa Tompo ô!Ianao no niteny hoe

‘zay manatona ahy tsy ho laviko mihitsy
‘zany indrindra no iantsoko anao mba hibebaka anio hfsfsn izao
Tsy maintsy ateraky ny fanahy mantsy ianao
Vao hahazo  ‘lay fiainana mandrakizay

Tompo ô ! tsy mendrika izahay ! ou ………………….

A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Hits : 1249
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336