SAHIA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sekoly alahady no anaran’entinay
    Ny teny masinao ry ray no ianaranay
    Mpianatra izahay ka sahy manambara
    tsy ho levona  mihintsy ireo filazantsara  


2-Jobily nijorona no ndeha ankalazaina
Tantara nolalovana  no ho tantaraina
Dia teny tsotra ihany no azonay lazaina
Hianatra baiboly raha mbola velon’aina


Ref: Koa sahia ankehitriny hijoro ho iraka
       bhchv  Hanantanteraka ny asa tsy hisy tbemf hifanilaka
        Ndeha hanao mpianatra ny firenena rehetra
   bbculzie      fa velona sy mahery ny teninao ry ray zay tsy misy fetra



              tononkira.serasera.org          A.Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Vangy : 1208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1969