SAHIA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sekoly alahady no anaran’entinay
    Ny teny masinao ry ray no ianaranay
  ccymreb   Mpianatra izahay ka sahy manambara
    tsy ho levona  mihintsy ireo filazantsara  


2-Jobily nijorona no ndeha ankalazaina
Tantara nolalovana  no ho tantaraina
Dia teny tsotra ihany no tononkira.serasera.org azonay lazaina
Hianatra baiboly raha mbola velon’aina


Ref: Koa sahia yrbvk ankehitriny hijoro ho iraka
      cmgas   Hanantanteraka ny asa tsy hisy hifanilaka
        Ndeha hanao mpianatra ny firenena rehetra
        fa velona sy mahery ny teninao ry ray zay tsy misy fetra



                       A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Visites : 1290
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513