NY MAHASOA ALOHA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa mihazakazaka éry izato ianao
tononkira.serasera.org Manao ny fomba fanaon’izao tontolo izao
Mijanona kely qscia aloha. Dia diniho izay rehetra natao
Moa ve ? Mendrika tokoa ny Anaran’ny Ray
2-Toa mihazakazaka éry izato ianao
Manao ireo fitafy zay tsy mendrika anao
Mijanona lhqkxrhw kely aloha. Dia ubqn diniho izato fitafinao
Moa ve ? Mendrika tokoa ny Anaran’ny Ray.
REF :
Ny zavatra rehetra anie dia azo atao avokoa
Saingy tsy izy rehetra dia hary hahasoa
Koa diniho ny zavatra atao,
Kendreo re zay rehetra hahasoa anao
Fa ny mahasoa no tokony hatao
Vao ny mahafinaritra.
A.Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:34