NY MAHASOA ALOHA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa mihazakazaka éry snizumej izato ianao
   Manao ny fomba  fanaon’izao tontolo izao
   Mijanona kely aloha. Dia diniho izay rehetra natao
   Moa ve ? Mendrika  tokoa ny Anaran’ny Ray


2-Toa uzgw mihazakazaka  oqghwr éry izato ianao
   Manao ireo fitafy zay tsy mendrika anao
   Mijanona kely aloha. Dia diniho  izato fitafinao
   Moa ve ? Mendrika tokoa ny Anaran’ny Ray.

REF :

   Ny zavatra rehetra anie dia azo atao avokoa
   Saingy tsy izy rehetra dia tononkira.serasera.org hary hahasoa
   Koa  diniho ny zavatra atao,
   Kendreo re zay rehetra hahasoa anao
   Fa ny mahasoa no tokony hatao
   Vao ny mahafinaritra.


A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Visites : 1449
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1259