NY HANGATAHINAY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! ny angatahinay aminao
Mba arovy izahay
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Ambino re raha wzrmj toa ka sitrakao
Mba omeo anay ry Ray
Ny saina mahay mitadidy
Ireo rehetra izay nianaranay
Ka ataovy mba hahay tononkira.serasera.org hahatoky Anao
Jesoa hiradi-dalana.
Tsy miafina dteovqot Aminao fa niezaka izahay
Nandritra ny fotoana izay nianaranay
Ka omeo anay ny fahaizana mandamina
Mba ho entinay miady
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Mba ho mpandresy tahaka xqhkmdzl Anao.
A.Hery Razanakoto (Mai 2015)
Mba arovy izahay
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Ambino re raha wzrmj toa ka sitrakao
Mba omeo anay ry Ray
Ny saina mahay mitadidy
Ireo rehetra izay nianaranay
Ka ataovy mba hahay tononkira.serasera.org hahatoky Anao
Jesoa hiradi-dalana.
Tsy miafina dteovqot Aminao fa niezaka izahay
Nandritra ny fotoana izay nianaranay
Ka omeo anay ny fahaizana mandamina
Mba ho entinay miady
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Mba ho mpandresy tahaka xqhkmdzl Anao.
A.Hery Razanakoto (Mai 2015)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1210
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:40
