NY HANGATAHINAY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! ny angatahinay gyvl aminao
Mba arovy izahay
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Ambino re raha toa ka sitrakao
Mba omeo anay ry Ray
Ny saina mahay mitadidy
Ireo rehetra izay nianaranay
Ka ataovy mba hahay hahatoky Anao
Jesoa tononkira.serasera.org cazs hiradi-dalana.
Tsy miafina Aminao fa niezaka izahay
Nandritra ny yldsm fotoana izay nianaranay
Ka omeo anay ny fahaizana mandamina
Mba ho entinay miady
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Mba ho mpandresy tahaka Anao.
A.Hery Razanakoto (Mai 2015)
Mba arovy izahay
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Ambino re raha toa ka sitrakao
Mba omeo anay ry Ray
Ny saina mahay mitadidy
Ireo rehetra izay nianaranay
Ka ataovy mba hahay hahatoky Anao
Jesoa tononkira.serasera.org cazs hiradi-dalana.
Tsy miafina Aminao fa niezaka izahay
Nandritra ny yldsm fotoana izay nianaranay
Ka omeo anay ny fahaizana mandamina
Mba ho entinay miady
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Mba ho mpandresy tahaka Anao.
A.Hery Razanakoto (Mai 2015)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1249
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:40
