MINOA AN'I JESOA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trotraky ny ady ve ianao ? Ady maro sesehena
Adin-tsaina tsy hay fefena. Adim-pahany tsy laitra iainana
Aza kivy fa mitrakàha. Ô ! antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’I Jesoa dia mangataha. Fa ny olanao rehetra dia uioejg hivaha
Fantatrao ve fa ilay Jesoa. Mora tononkira.serasera.org azonao antsoina
Raha tojo faharesena Fandresena no tanjona kendrena
Aza kivy fa mitrakàha. gbcbmjqa Ô ! antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’I Jesoa dia mangataha. Fa ny jnllis olanao rehetra dia hivaha
A.Hery RAZANAKOTO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1127
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:17