MINOA AN'I JESOA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trotraky ny ady ve vevwgc ianao ? Ady maro sesehena
Adin-tsaina tsy hay fefena. Adim-pahany tsy laitra iainana
Aza kivy fa mitrakàha. Ô ! antsoy Jesoa dia hpvoyjw mivavaha
Minoa an’I Jesoa dia mangataha. Fa ny olanao rehetra dia hivaha
Fantatrao ve fa ilay Jesoa. tononkira.serasera.org Mora azonao antsoina
Raha tojo faharesena Fandresena no tanjona kendrena
Aza kivy fa mitrakàha. Ô ! antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’I Jesoa eapduqn dia mangataha. Fa ny olanao rehetra dia hivaha
A.Hery RAZANAKOTO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1166
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:17